Mamoaka ny marina

Ho an’ny fangaraharana sy ny tamberin’andraikitra eo amin’ny sehatry ny fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany

Tetik’asa

Fantaro izahay

Ny «Publiez Ce Que Vous Payez na PCQVP dia tambajotra iraisam-pirenenana, mampikambana ireo fiarahamonim-pirenena mitovy vina dia ny ady ho amin’ny fangaraharana sy tamberin’andraikitra eo amin’ny sehatry ny fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany dia ny solika, entona ary ny harena ara-stratejika».



Fanampi-panazavana

Tanjona

Fiarovana sy fanaparitahana ny mangarahara
Fametrahana ny mangarahara
Fanamafisana ny Fikambanana
Fampiroboroboana sy fiarovana ny zon’ny olom-pirenena

Vaovao

Fanampi-panazavana

Mpiara miombona antoka

Te hanaraka anay, manorata anarana eto

    Raha misy fanontaniana
    Mifandraisa aminay